| Entrée | 1 tokana aman-tany |
| Mots élémentaires | 2 tokana, 3 amana, 4 tany |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 enti-milaza hatsarana tsy misy mitovy aminy [1.1] |
| Analogues | 7 tsy misy toa azy, tsy manam-paharoa, safatsiroa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|